Mandeha ny asa fanamboaran-dalana eto Antananarivo
Tao aorian’ny fahavitan’ny lalana « Rocaden’Iarivo » dia mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo renivohitra. Ny lalana simba no tena arenina amin’izany
Read More
Tao aorian’ny fahavitan’ny lalana « Rocaden’Iarivo » dia mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo renivohitra. Ny lalana simba no tena arenina amin’izany
Read MoreTapitra ny 26 septambra teo tamin’ny 12 ora atoandro ny fanaterana ireo antotan-taratasy filatsahana ho fidiana ho filohan’ny Holafitry ny
Read MoreAnisan’nyy maha Nosy maintso an’ny Madagasikara ny fisian’ny ala eto, miha-mihena anefa izany ankehitriny. Ankoatra ny fandripahana ala ataon’ireo mpanao
Read MoreMitaky amin’ny Ministera mpiahy azy sendikan’ny Polisim-pirenena ny mba hampitsaharana ny famindran-toerana tsy ara-dalana. Polisy manodidina ny 30 isaky ny
Read MoreTanterahina mandritra ny telo andro mifanesy ny atrik’asa handinihina sy hamolavolana ny lalàna mifehy ny fanangana-jaza ety Madagasikara. Ny ivon-toerana « Notre
Read MoreEfa manomboka ankehitriny ny tetik’asa ho fanamboarana ny lapan’ny tanàna ao Ankadikely Ilafy, ary haharitra 90 andro ny fanamboarana izany.
Read MoreNihaona tamin’ny Tale Jeneralin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI), Kristalina Georgieva, ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny 23 septambra 2021 tao amin’ny foiben’ny
Read MoreMisy andro iraisam-pirenena ho an’ny lohahevitra iray matetika isan’andro. Ahitana andro iraisam-pirenena ho an’ny zavatra tena goavana, hatrany amin’ny zavatra
Read MoreEfa 3 taona no nisy ity « robot livreur automatique » ity tao Milton Keynes, 80 kilometatra any avaratr’i Londres. Efa mahatratra
Read MoreKaoperativana Taxi iray no nanapa-kevitra ny hamboly legioma eo amin’ny tafon’ireo Taxi mitoby fotsiny ao an-toerana. Tsy misy mpamily intsony
Read More