Anjeva : Mbola mitohy ny fahitana fatin’omby very ao an-toerana
Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny halatr’omby amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray indray, efa tsy
Read More
Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny halatr’omby amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray indray, efa tsy
Read MoreMiaina anaty tebiteby foana ny olona amin’izao fotoana nohon’ny firongatrin’ny tsy fandriam-pahalemana eto an-drenivohitra . Na ny mivoaka ny trano
Read MoreAnisan’ny mampikaikaika ny mponina,indrindra ireo amin’ny tontolo ambanivohitra, ny tsy fandriam-pahalemana amin’izao fotoana izao. Lasibatry asa ratsy ihany koa ary
Read MoreNy marainan’ny talata, tokony ho tamin’ny 06ora sy sasany maraina, no nitrangana fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny fokontany Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely.
Read MoreNisehoana trangana tsy fahandriam-pahalemana tao Ikalasoa, kaominina Alasora, omaly alatsinainy. Omby iray no nisy namoaka tao am-bala ary nokasain’ireo olon-dratsy
Read MoreNisehoana trangana halatr’omby tao amin’ny fokontany Ambohidrano Atsinanana, kaominina Vilihazo, ny faran’ny herinandro teo. Omby roa no nalain’ireo mpangalatra tao
Read MoreMahazo vahana ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny fokontany Soavinimerina sy ny manodidina, ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, amin’izao fotoana izao.
Read MoreMihamitombo ny trangana tsy fahandriam-pahalemana miseho amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nisy ny fivoarina fiaraha-midinika notarihin’ny ben’ny
Read MoreTambajotran-jiolahy nangalatra « coffre fort » tao Ambohimangakely no tratran’ny mpitandro filaminana rehefa nokarohana nandritra ny fotoana naharitra. Voasambotra tany Antananarivokely Tsinjoarivo,
Read MoreNanjaka ny hala-botry tato ho ato tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, saika nahitana karazana hala-botry niseho tato ho ato izao. Tamin’ny
Read More