Ambohimangakely : Raim-pianakaviana namoy ny ainy vokatry ny fanafihan-jiolahy
Ny marainan’ny talata, tokony ho tamin’ny 06ora sy sasany maraina, no nitrangana fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny fokontany Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely.
Read More