Ankadinandriana: Manjaka ny halatr’omby, manao antso avo ireo mponina
Manjaka ny halatr’omby amin’izao fotoana ao amin’ny kaominina Ankadinandriana. Tamin’ity herinandro ity, omby roa indray no lasan’ireo olon-dratsy, araka ny
Read More
Manjaka ny halatr’omby amin’izao fotoana ao amin’ny kaominina Ankadinandriana. Tamin’ity herinandro ity, omby roa indray no lasan’ireo olon-dratsy, araka ny
Read MoreNisehoana halatr’omby indray tao Antorilava, kaominina Ambohidrabiby , ny herinandro teo. Tsy tahaka ny mahazatra anefa, fa ataon’ireo mpangalatr’omby « désossage » ireo
Read MoreRoalahy nikasa hangalatra omby antsokosoko, tao amin’ny toka-trano iray, tao Ambodisiarivo, kaominina Ambohimanga rova, no tratran’ny zandary, ny alin’ny 15
Read MoreNitohy hatrany ny trangana halatr’omby tao amin’ny kaominina Anjeva. Ny 19 teo, nisehoana tranga iray indray ary nifandrimbonan’ny mpitandro filaminanana
Read MoreManjaka ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny halatr’omby amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray indray, efa tsy
Read MoreMirongatra ny tsy fandriam-pahalemana, amin’izao fotoana izao, ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray no nisy nangalatra tao amin’ny fokotany
Read MoreNisehoana trangana tsy fahandriam-pahalemana tao Ikalasoa, kaominina Alasora, omaly alatsinainy. Omby iray no nisy namoaka tao am-bala ary nokasain’ireo olon-dratsy
Read MoreNisehoana trangana halatr’omby tao amin’ny fokontany Ambohidrano Atsinanana, kaominina Vilihazo, ny faran’ny herinandro teo. Omby roa no nalain’ireo mpangalatra tao
Read MoreTao amin’ny fokontany Talata Andranomanonga, kaominina Ambohimanambola, indray no nisehoana halatr’omby tamin’ny fomba ankolaka ny alin’ny talata 2 aogositra. Nodoran’ireo
Read More