Betongolo : Jiolahy telo nandroba tao anaty fiara fitateram-bahoaka
27 Septambra 2023, Jiolahy miisa telo no nandroba mpandeha tao anaty fiara fitateram-bahoaka, tamin’ny alatsinainy hariva teo. Araka ny voalaza,
Read More
27 Septambra 2023, Jiolahy miisa telo no nandroba mpandeha tao anaty fiara fitateram-bahoaka, tamin’ny alatsinainy hariva teo. Araka ny voalaza,
Read More26 Septambra 2023, Nitrangana vaky fasana tao Bejofo Mahitsy, ny alin’ny alahady, ifoha omaly alatsinainy. Fasana miisa roa no lasibatry
Read MoreRoalahy nikasa hangalatra omby antsokosoko, tao amin’ny toka-trano iray, tao Ambodisiarivo, kaominina Ambohimanga rova, no tratran’ny zandary, ny alin’ny 15
Read MoreManamboka indray ny trangana tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Masindray. Ny faran’ny herinandro teo, nisehoana trangana “désossage” tao amin’ny fokontany
Read MoreMiverina indray ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny fokontany Behintsy, kaominina Ambohimangakely. Toka-trano iray indray no lasibatry ny asan-jiolahy ny alin’ny
Read MoreMiverina ny tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola tato ho ato. Mandry tsy lavo loha ny mponina ny alina satria
Read MoreMamely ny tsy fandriam-pahalemana amin’izao fotoana izao ao amin’ny fokontany maro ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ireo mpody hariva sy
Read MoreNisehoana fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny shop Liantsoa Ankadindratombo ny harivan’ny alarobia teo, tokony ho tamin’ny 06ora sy 45minitra. Olona iray
Read MoreTsenam-barotra iray no niharan’ny fanafihana tao amin’ny fokontany Tsarahonenana, kaominina Masindray, ny talata maraina teo. Nisy ireo entana lasan’ireo olon-dratsy
Read MoreLehilahy iray, mpanongotra sy mpangalatra varavarana, tao amin’ny fokontany Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, no tratran’ny zandary rehefa namerina ny asa ratsiny,
Read More