Fandorana entana lany daty tao Bongolava
30 Novambra, 09h00. Nodorana tamin’ny 25 novambra 2021 teo avokoa ny entana lany daty rehetra izay nogiazana nanomboka tamin’ny volana
Read More
30 Novambra, 09h00. Nodorana tamin’ny 25 novambra 2021 teo avokoa ny entana lany daty rehetra izay nogiazana nanomboka tamin’ny volana
Read MoreNalaza teto amin’ny tambajotran-tserasera ilay fifaninana na « challenge » manadala fiara fitateram-bahoaka iny : Manakana fiara ny olona roa, lahy sy vavy
Read MoreTeny amin’ny EPP Andranovelona no toerana nosafidina entina manamarika ny « Andro manerantany ho an’ny fanasan-tanana miaraka amin’ny savony » sy ny
Read MoreTsy mitsahatra manome fampiofanana ho entina hampivelarana sy hampandrosoana ireo tanora sy ny mponina ao Avaradrano ny fikambanana BTC. Azo
Read MoreMitohy hatrany ny lalao baolina kitra hifaninanan’ny Kaominina rehetra ao Avaradrano. Nivoaka ho mpandresy nanoloana ny kaominina Talata Volonondry tamin’ny
Read MoreNanatanteraka fanadiovana ny moron’Ikopa nanomboka teny Anosizato hatrany amin’ny sampanana misy ny tsenan’ny asa Ambohitrimanjaka ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy
Read MoreRatsy, ary vao maika ratsy tanteraka, ny lalam-pirenena faha-44 izay mampitohy an’i Moramanga sy Amboavory taorian’ireny rotsak’orana nifanesy ireny. Sahirana
Read MoreBetsaka ireo nanome tsiny ilay vehivavy, izay tsy fantatra, nahavita nanary ny menaky ny ainy tao anaty lakan-drano tany Ambositra
Read MoreNisy ny fitsidihina ny faritra Analanjirofo nataon’ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, ary ny Masoivohon’i
Read More29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina.
Read More