Tolotr’asa
Ireo tolotr’asa niseho an-gazety anio 10 janoary 2023
Read More
Ireo tolotr’asa niseho an-gazety anio 10 janoary 2023
Read MoreNahadingana laharana iray i Madagasikara amin’ny filaharana mifototra amin’ny « Indice de l’industrialisation en Afrique ». Raha laharana faha 29 izy tamin’ny
Read MoreNoho ny fahatratrarana ny taona 2023, dia nisy ny fanolorana solombodiakoho ireo solotenam-panjakana sy ireo mpitantana, miadidy ny kaominina Ankadikely
Read MoreHisy ny zotra vaovao hiasa ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay hampitohy ny kaominina Masindray, Ambohimanambola ary Ambohimangakely. Raha ny voalaza,
Read MoreMalagasy Salama, Malagasy Mandroso. Izany no teny filamatra nitondrana ny fiainam-pahasalaman’ny Malagasy rehetra tamin’iny taona 2022 iny. Raha ny mahakasika
Read MoreNotokanana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny efitrano fianarana vaovao ho an’ny « préscolaire » ao amin’ny EPP Masinandriana, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreNahazo ny laharana fahatelo ny Lycée Ambohimanga Rova, tamin’ny fifaninana mathématiques izay nokarakarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny volana desambra lasa teo.
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nanatanteraka asa fanadiovana sy fanesorana ireo fako tao an-toerana ny avy amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, tamin’ny faran’ny herinandro
Read MoreVovoka mangahazo ny gari, izay ny vehivavy mikambana anaty koperativa maro isan-karazany ihany no manamboatra azy. Efa maro ny olona
Read MoreNisy ny fizarana zezika sy masomboly vary ho an’ireo tantsaha ao anatin’ny kaominina Vilihazo, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tamin’ny
Read More