Anosy Avaratra : Nisy ny fambolen-kazo niarahana tamin’ny Skoto
Nisy ny fiaraha-mientana tamin’ny fambolen-kazo nataon’ny kaominina Anosy Avaratra sy ny Sampati, avy ao amin’ny FJKM ao an-toerana, ny faran’ny
Read More
Nisy ny fiaraha-mientana tamin’ny fambolen-kazo nataon’ny kaominina Anosy Avaratra sy ny Sampati, avy ao amin’ny FJKM ao an-toerana, ny faran’ny
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena nokarakarain’ny kaominina Ambohimangakely, eo amin’ny taranja Volley-ball. Nivoaka mpandresy tao anatin’izany ny ekipan’ny
Read MoreNy sabotsy 02 martsa teo no nanomboka ny fampianarana izay nokarakarain’ny kaominina Alasora ho an’ireo mpanala ny fanadinam-panjakana, ho an’ity
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fitandroana ny filaminana ataon’ireo vatan-dehilahy ao amin’ny fokontany Ambodivondava Alasora. Tsy mitsahatra ny manao fiambenana amin’ny
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Morarano ny hetsika ara-tsosialy nataon’ny fikambanana Mitia-Soa, ao aminlny kaominina Ambohimanambola. Nitodika manokana tamin’ireo tantsaha ny
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohimahavelona ny ao amin’ny kaominina Talata Volonondry, ny faran’ny herinandro teo. Fiaraha-mientana
Read MoreNisy ny fambolen-kazo nataon’ny ministeran’ny mponina, tao amin’ny kamonina Anosy avaratra, ny herinandro teo. Zana-kazo manodidina ny 1600 isa no
Read MoreTonga namaly ny fanasana azy, hiara hisakafo tamin’ireo mpianatra tao amin’ny EPP Ambatomalaza, ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora,
Read MoreNisy ny fiaraha-mientana teo amin’ireo mpisehatra eo amin’ny fanabeazana sy ny kaominina Anosy Avaratra, ny faran’ny herinandro teo, tamin’ny fanaovana
Read MoreNisy ny fifaninanana Miss et Mister ary Dihy izay nokarakarain’ny Association Taho, tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro
Read More