Émirats Arabes Unis : Voafidy ho filohan’ny COP28 ny Sultan al-Jaber
Nambara tamin’ny fomba ofisialy fa ny Sultan al-Jaber no ho filohan’ny COP28 izay hotontosaina ny 30 novambra hatramin’ny 12 desambra
Read More
Nambara tamin’ny fomba ofisialy fa ny Sultan al-Jaber no ho filohan’ny COP28 izay hotontosaina ny 30 novambra hatramin’ny 12 desambra
Read MoreZazavavy 13 taona no hita faty tao anaty ala tsy lavitr’i Liège tao Belgique. Raha ny fizahana natao tamin’ny razana
Read MoreMbola toerana ankafizin’ny mponin’i La Réunion indrindra hialana sasatra ny nosy Maurice. Raha ny antontanisa navoakan’ny Statistic Mauritius ny alarobia
Read MoreNikatona tanteraka ny tranom-bokim-pirenena Salim Hatubou ao Moroni izay tranom-boky ho an’ny daholobe farany nisokatra tao Comores. Antony tsy fisian’ny
Read MoreNisehoana trangana famonoana olona indray tao Allemagne. Tovolahy tsy ampy taona iray no voarohirohy amin’ny famonoana ny mpampianatra azy tao
Read MoreNanao tatitry ny trangana « grippe aviaire » vaolohany tamin’ny olombelona i Equateur ny talata 10 janoary teo. Zazavavy kely 9 taona
Read MoreTaona fahavalo tao amin’ny kolejy Louis Armand i Lucas, zazalahy 13 taona. Niharan’ny herisetra na « harcèlement scolaire » nefa izy ka
Read MoreEfa andiany efatry ny « rallye-raid Dakar » izao no nampiantranoan’i Arabie Saoudite tao amin’ny tany efiny. Maro ny vahiny liana amin’io hetsika
Read MoreMiverina misokatra ny zoma izao amin’ny 11 ora sy sasany ny toerana fijerena horonantsary « Alpa Joe » ao Mamoudzou. Raha tsiahivina
Read MoreAny amin’ny 12 km atsimon’ny renivohitr’i Moroni no misy an’i Mitsudje. Ahitana toeram-pitsaboana CDS (Centre de santé de district) ao
Read More