Ankadikely Ilafy: Tsy mbola nisy fandraisana an-tanana ireo fako miparitaka
Anisan’ny mampitaraina ny mponina ao Ankadikely Ilafy ny mahakasika ny fivangoan’ny fako ao an-toerana. Hatramin’izao dia tsy mbola nisy ny
Read More
Anisan’ny mampitaraina ny mponina ao Ankadikely Ilafy ny mahakasika ny fivangoan’ny fako ao an-toerana. Hatramin’izao dia tsy mbola nisy ny
Read MoreAnisan’ny mampimenomenona ny mponina, indrindra fa ireo ray aman-drenin’ny mpianatra madinika amin’izao fotoana izao, ny fahamaroan’ireo lalan-kely simba eny amin’ny
Read MoreToka-trano iray no nisy namaky teny amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Ambohimangakely, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nodoran’ireo mpanao ratsy ny tao
Read MoreMampitaraina ireo mpandeha sy mpampiasa ny zotra mampitohy ny kaominina Ankadinandriana sy Ankadindratombo ny fomba fiasan’ireo fiara mpitatitra (taxibrousse) ao
Read MoreNitaraina sy nimenomenona ireo mponina avy ao amin’ny kaominina Masindray, tato ho ato mahakasika ny fahasimban’ny tetezana izay mampitohy ny
Read MoreMila fandaminina manokana ny mahakasika ny zotra fitateram-bahoaka ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Miteraka savorovoro ho an’ny mpandeha ny fandaminana izay
Read MoreAnisan’ny miteraka fahasimban’ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohidrakitra, kaominina Ambohimalaza ny tsy famerenana amin’ny laonina taorian’ny fanamboarana na fametahana fantson-drano
Read MoreDépêche 07 février, 14h, Nanatanteraka fivoriana an-databatra boribory niaraka tamin’ireo mpanondrana lavanila ny Ministera mpiahy nahafahana nifampihaino mahakasika ireo olana
Read MoreAnisan’ny ezaka ataon’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny fanalana ireo fako mivangongo sy miangona isaky ny secteur misy ao an-toerana, indrindra
Read MoreAnisan’ny mampijaly ny mponina, indrindra amin’ny fotoam-pahavaratra tahaka izao ireo lalan-tany mankany amin’ireo fokontany samihafa ao an-toerana. Raha ny voalaza,
Read More