Alasora: Nampiana ireo jiro manazava noho ny fangatahan’ny sefo fokontany
Namaly ny fangatahana nataon’ny sefo fokontany ao Ankadievo Alasora ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy. Nampiana isa ireo jiro
Read More
Namaly ny fangatahana nataon’ny sefo fokontany ao Ankadievo Alasora ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy. Nampiana isa ireo jiro
Read MoreMisy hatrany ny ezaka ataon’ny ao amin’ny kaominina ao Imerkiasinina. Ao anatin’ny tetikasa fanavaozana sy fanomezana jiro ho an’ny mponina,
Read MoreMirongatra ny tsy fahandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ankoatra ny fanafihana tokatrano sy ny tsena nisesisesy tao an-toerana, misy ihany
Read MoreFizaham-pahasalamana maimaim-poana no hatao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny Alarobia 21 Septambra ho avy izao. Ao amin’ny CFP Belanitra (Fokotany Belanitra
Read MoreNisesisesy tato ho ato ny fitarainana manoloana ny olan’ny fitaterana teny amin’ireo kaominina maromaro eto amin’ny distrikan’ Avaradrano. Hatramin’izao, mbola
Read MoreManagataka ny fitoviana eo amin’ny asam-pampandrosoana misy ao anatin’ny kaominina Alasora ireo mponina avy amin’ny fokontany sasany toa ny fokontany
Read MoreMahatratra hatramin’ny 76,7% ny tahan’ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra izany hoe 23,3% ny mponina ihany no mahay mamaky
Read MoreNisehoana vaky trano tao amin’ny fokontany Ambohipeno kaominina Ambohimangakely, ny fiandohan’ny herinandro ity. Tsy vao izao ihany, fa saika tato
Read MoreMimenomenona mahakasika ny tsy fanajana ny fiaraha-monina manoloana ny fanangonana maloto ataon’ny tomponandraikitra eny amin’ny fokontany ny mponina ao Alasora.
Read MoreAnisan’ny fijaliana hatrehan’ny mponina any atsimo rehefa manomboka ny vanim-potoan’ny main-tany ny tsy fisian’ny rano, manaraka izany ny kere izay
Read More