Alasora : Manomboka ny fametrahana ny tapis ao amin’ny kianja Ambohidrazaka
Nanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny tapis maha synthétique azy, ny ao amin’ny kianja vaovao ao Ambohidrazaka, kaominina Alasora.
Read More
Nanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny tapis maha synthétique azy, ny ao amin’ny kianja vaovao ao Ambohidrazaka, kaominina Alasora.
Read MoreTaorian’ny faharesen’ny ekipan’ny Crai Basket, nandritra ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, teto anivon’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball,
Read MoreFoana ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, eo amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja baolina kitra, izay tokony natao tamin’ny
Read MoreNotontosaina tamin’ny sabotsy teo ny lalao famaranana tamin’ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena teto amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja basket-ball. Teo amin’ny
Read MoreNisy ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro teo, ka tsy nifarana raha tsy omaly
Read MoreHisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana izay hilitiliana ireo aretina to any aretim-po, diabeta, tosi-dra ary ireo vokatry ny tsy fanjarian-tsakafo.
Read MoreNahazo trano famakiam-boky sy fikirakirana solosaina ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy (LMAI). Nisy ny fitokanana ny efitrano iray sy fikirakirana
Read MoreNiroso tamin’ny fanadiovana ireo lakan-drano ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Talata Volonondry, ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra indrindra ao anatin’ny
Read MoreMitaraina ary manao antso avo amin’ny tomponandraikitra ireo mponina ao amin’ny fokontany Tanjonandriana, kaominina Ambohimanambola, manoloana ireo zava-misy niseho tao
Read MoreTonga amin’ny dingana famaranana ny lalao ara-panatanjahan-tena izay karakarain’ny distrika Avaradrano. Rahampisto sabotsy 07 Oktobra no hanatanterahana ny lalao famaranana
Read More