Avaradrano: Nandravona ny olana teo amin’ny kaominina roa ny Distrika
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read More
Tontosa ny 6 jolay 2022 ny fivoriana izay notarihin’ny lehiben’ny Distrika niarahana tamin’ireo ben’ny Tanàna rehetra teto Avaradrano. Nodinihina tamin’izany
Read MoreNankahery sy nizara tohana ara-tsakafo ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC tao aminy ny kaominina Talata Volonondry. Marihina fa misy
Read MoreNisy ny ezaka lehibe nataon’ny kaominina Ankadinandriana ho fampitaovana ny efitrano fisoratam-panambadiana. Nahazo seza afaka mivalona miisa 70 ho an’ny mpanatrika
Read MoreNotontosaina ny 6 may lasa teo ny lalao ara-pirahalahiana teo amin’ny kaominina Anosy Avaratra sy ny Cisco Avaradrano. Nandresy 3
Read MoreNanendry olona iray ho mpisolo toerana vonjimaika ny Lefitra voalohanyny Kaominina Ankadikely Ilafy. I Rasoavololonjanahary Lalaina Patricia no voatendrin’ny ben’ny
Read MoreMikarakara lalao baolina kitra ho an’ny mponina ao Sabotsy Namehana ny kaominina. Manomboka ny alahady 27 martsa ho avy izao
Read MoreMbola ao anatin’ny fotoan’ny fambolen-kazo isika eo Madagasikara amin’izao. Nanatanteraka ny adidy amin’ny tanindrazana amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny kaominina Alasora.
Read MoreMisy ny hetsika fanampiana ireo ankizy na olon-dehiba tsy manana kopia ataon’ny kaominina. Ilaina eo amin’ny fiainana tokoa mantsy ny
Read MoreHotontosaina ny alahady 27 febroary ho avy izao ny fisaorana sy fankasitrahana ireo ekipan’ny kaominina Alasora tafiakatra tamin’ny lalao famaranana
Read MoreMpandeha iray no nitaraina noho ny tsy fanarahan-dalàna mihoa-papana nataon’ny fiara fitateram-bahoaka zotra E iray. Nandray andraikitra avy hatrany ny
Read More