Vilihazo: Namely ny avandra tamin’ny fokontany sasany
Namely fokontany maromaro tao amin’ny kaominina Vilihazo ny avandra tamin’ny farany herinandro teo. Nisy ireo fokontany tena voa mafy tamin’izany,
Read More
Namely fokontany maromaro tao amin’ny kaominina Vilihazo ny avandra tamin’ny farany herinandro teo. Nisy ireo fokontany tena voa mafy tamin’izany,
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny fokonolona tao amin’ny kaominina Ambohimangakely rehefa nikasa hanao ny asa ratsiny ny marainan’ny alahady teo. Nikasa
Read MoreNisy ny hetsika fanombohana ny fankalazana ny andron’ny 8 Martsa, izay andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, tao amin’ny kaominina Talata
Read MoreMitohy ny fianarana ny taranja informatique, izay atolotry ny kaominina Ambohimangakely maimaim-poana ao an-toerana. Hisy ny fidirana manokana ho an’ireo
Read MoreHisy ny varavarana misokatra hiresahana manokana ny mahakasika ny ivon-ketra eto Avadrano, ny zoma 10 Martsa izao, eny amin’ny biraon’ny
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanadiovana ataon’ny fikambanana Kolotanana, izay sampana miandraikitra sy misahana ny fanadiovana sy ny fahadiovana ao amin’ny
Read MoreOmaly no nirotsaka an-tsehatra nanampy ny kaominina Alasora, amin’ny asa fikojana ireo jiro napetraka ao an-toerana, mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny
Read MoreAnisan’ny nandray anjara tamin’ny fanentanana ny hetsika fitsaboana mitety vohitra (caravane médicale) tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, niarahana tamin’ny ministeran’ny
Read MoreNitroatra manoloana ny fomba fiasan’ny zotra E, izay mampitohy an’Ambohimangakely amin’ny Ankadimbahoaka Fasika ireo mponina mpanjifa ny zotra, tamin’ny alarobia
Read MoreAmin’ny alahady ho avy izao no hanatanterahana ny lalao famaranana amin’ny taranja baolina kitra, sokajy senior, ao amin’ny kianja Herisetra,
Read More