Anjeva : Mbola mitohy ny fahitana fatin’omby very ao an-toerana
Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny halatr’omby amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray indray, efa tsy
Read More
Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny halatr’omby amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Omby iray indray, efa tsy
Read MoreAnisan’ny fomba malagasy fanao isan-taona ny fanaovana didipoitra. Misy arak’izany ny didipoitra lehibe izay karakarain’ny Ben’ny Tanàna ao Androhibe. « Toy
Read MoreKodiaran-droa (moto) samy hafa marika no nifandona teny Imerikiasinina, Ambohimalaza, ny alatsinainy hariva teo. Araka ny voalaza, nanao taingim-be ny
Read MoreNisy ny hetsika fizarana fanomezana ho an’ny ankizy mpianatra tao amin’ny kaominina Ambohimanga rova ny faran’ny herinandro teo. Fikambanana iray
Read MoreNahazo « bloc sanitaire » vaovao ny CEG sy ny lycée ao amin’ny kaominina Manandriana. Taorian’ny fanamboarana izao efitrano fidiovana sy fanadiovana
Read MoreHiditra tsy ho ela ireo mpianatra amin’ny taranja informatika, andiany faha sivy, ao amin’ny sekoly fanofanana informatika CEFOPI Ambohimanambola. Tsy
Read MoreTonga nizara fanomezana, entina hanampiana ireo mpianatra tao amin’ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) Ambatomalaza ireo avy amin’ny antoko Hiaraka isika
Read MoreAmin’ny sabotsy izao no fiandohan’ny fampianarana, amin’ny « cours d’appui Bacc » izay nokarakarain’ny kaominina Alasora. Entina hanampiana ireo mpianatra amin’ny fanomanana
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nanentana ny mponina ao amin’ny fokontany Ambohibe ny avy amin’ny zandarimaria ao Ankadikely Ilafy, ny alarobia teo, amin’ny
Read MoreHisy ny hetsika lehibe « garden party » izay karakarain’ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, ny alatsinain’ny paska izao. Seho sy
Read More