Fakana an-keriny: telo maty voatifitra, fito voasambotra
Lavon’ny bala ny telo tamin’ireo dahalo mpaka an-keriny nokarohina tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, ny 19 aogositra teo. Tratra ireo mpiray tsikombakomba.
Read More
Lavon’ny bala ny telo tamin’ireo dahalo mpaka an-keriny nokarohina tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, ny 19 aogositra teo. Tratra ireo mpiray tsikombakomba.
Read MoreJiolahy roa lahy ahiahiana ho isan’ny nandray anjara tamin’ny fanafihana mitam-piadiana no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimaria Ambohimangakely,
Read MoreNahitam-bokany ny hetsika tanamaron’ny fandriam-pahalemana ataon’ny mponina sy ny zandary ao amin’ny brigadin’Ambohimanambola. Taorian’ny fahatratrarana ireo efa-dahy nikasa hamaky trano
Read MoreLehilahy iray no voasambotry ny zandary avy amin’ny brigadin’Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo, rehefa tra-tehaka tamin’ny asa ratsy fanaony. Mpamaky
Read MoreLavon’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ankadikely ny lehilahy iray tamin’ireo olon-dratsy nihanika tamboho sy niditra tao an-tananan’olona tao Mangariviotra,
Read MoreNisehoana fifampitifirana tao amin’ny lalana mampifandray an’i Nuevo Leon sy Nuevo Laredo, tanàna ao amin’ny sisin-tanin’ny firenena iraisany amin’i Etats-Unis
Read MoreTratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambohimalaza ireo olona, mpandray sy fanafenan’ireo olon-dratsy ny entana azo avy amin’ny
Read MoreJiolahy miisa telo nikasa hangalatra tao amin’ny tsena mpamongady iray, tao Ambodivoara, fokontany Andranovao, kaominina Ambohimangakely no tratran’ny fokonolona teo
Read MoreDépêche 11 janvier, 14h, Andian-jiolahy nisaron-tava no niditra an-keriny tao amina tokantranona teratany Sinoa. Nandritra izany no namonoan’ireto olondratsy ilay
Read MoreDépêche 20 décembre, 13h40, Nahazoam-boakatra indray ny fisamborana ziay jnataon’ny Polisim-pirenena tetsy Ambodin’Isotry. Mian-dahy miam-bavy ireo mpangario-paosy sy mpanao sinto-mhery
Read More