Alasora: Nampiana ireo jiro manazava noho ny fangatahan’ny sefo fokontany
Namaly ny fangatahana nataon’ny sefo fokontany ao Ankadievo Alasora ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy. Nampiana isa ireo jiro
Read More
Namaly ny fangatahana nataon’ny sefo fokontany ao Ankadievo Alasora ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy. Nampiana isa ireo jiro
Read MoreMitohy ny fametrahana ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fokontany Antanambao sy ireo lalana mampitohy
Read MoreNy harivan’ny sabotsy lasa teo no tonga nidina teny ifotony, teny anivon’ireo fokontany nametrahana ny jiro « lampadaire » ny ben’ny tanàna
Read MoreHisy ny fanomezana kopia sy karapanondro maimaim-poana ho an’ireo feno 18 taona no mihoatra ka tsy mbola manana izany, izay
Read MoreNotoloran’ny Ministeran’ny Rano tamin’ny alalan’ny solombavam-bahoaka Andry Ratsivahiny famatsiana rano fisotro madio ny mponina tao amin’ny kaominina Ambohijanaka. « Forage » isaky
Read MoreMimenomenona mahakasika ny tsy fanajana ny fiaraha-monina manoloana ny fanangonana maloto ataon’ny tomponandraikitra eny amin’ny fokontany ny mponina ao Alasora.
Read MoreMiantso sy manaitra ireo zandary sy manam-pahefana ao amin’ny kaominina Alasora ireo mponina manoloana ny fiparihan’ny zava-mahadomelina ao an-toerana. Mihoa-pefy
Read MoreNisitraka kidoro sy « panier garni » ireo filoham-pokontany sy lefitra tao anatin’ny kaominina Alasora ny asabotsy lasa teo, izay natolotr’ireo tompon’andraikitra
Read MoreNikarakara hetsika manokana fizarana kaopia faobe ny kaominina Ankadikely Ilafy tamin’ny herinandro. Olona manodidina ny 500 isa avy amin’ireo Fokontany
Read MoreHotontosaina ny 23 jolay ny didimpoitra faobe ao amin’ny CEG Ambohimangakely. Eny amin’ny biraom-pokontany misy ny tsirairay no afaka misoratra anarana.
Read More