Etats-Unis : Fiaramanidina iray no nirehitra rehefa nifandona tamin’ny vorona
Fiaramanidina Boeing 737-800 ny orinasa American Airlines no nirehitra rehefa nifandoana tamin’ny vorona ny 23 aprily teo. Niteraka fahamaizan’ny « réacteur »
Read More
Fiaramanidina Boeing 737-800 ny orinasa American Airlines no nirehitra rehefa nifandoana tamin’ny vorona ny 23 aprily teo. Niteraka fahamaizan’ny « réacteur »
Read MoreMpandeha tsy ara-dalàna iray no hita faty tao amin’ny kodiaran’ny fiaramanidina (train d’atterrissage) iray avy tany Toronto ny alatsinainy teo.
Read MoreMiomana amin’ny fandraisana ireo fiaramanidina roa « aéronefs » ny Air Mauritius amin’ny volana aprily izao. Raha tsiahivina dia nofain’izy ireo mandritra
Read MoreNisy ny fampandrenesana fanaraina momba ny baomba tao amin’ny seram-piaramanidina tao Mahé, Seychelles ny sabotsy teo. Nisy nandefa hafatra miafina
Read MoreFiaramanidina nampitohy an’i Casablanca sy Istanbul no voatery nipetraka an-tanety vonjimaika tao Espagne rehefa nisy vehivavy nitondra vohoka iray vaky
Read MoreHanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ny Orinasa Embraer ary Azzorra dia nisy ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny telo tonta.
Read MoreNiverina nisokatra omaly 2 novambra ny seranam-piaramanidina Pierrefonds ao La Réunion rehefa niato nandritra ny 2 taona. Efa nanatontosa ny
Read MoreTsy nety tamin’ny Singapour Airlines ny nampiasa « hôtesse de l’air » nitondra vohoka. Nanambara ny mpitsabon’ny orinasa fa tsy afaka miasa
Read MoreVery toerana 6 ny Air Mauritius ao amin’ny lisitry ny fitaterana an’habakabaka 100 tsara indrindra eran-tany ka lasa laharana faha-88.
Read MoreTontosa ny 21 Martsa lasa teo ny famindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famatarana ny toetr’andro vaovao sy
Read More