Fandriam-pahalemana: Tafaverina amin’ny tompony ireo omby miisa 24 tao Befandriana atsimo.
Dépêche 31 octobre, 12h, Noho ny asan’ireo mpitandro ny filaminana dia tafaverina tamin’ny tompony ireo omby miisa 24 nangalarin’ny mpangalatra
Read More
Dépêche 31 octobre, 12h, Noho ny asan’ireo mpitandro ny filaminana dia tafaverina tamin’ny tompony ireo omby miisa 24 nangalarin’ny mpangalatra
Read MoreDépêche 28 octobre, 15h, Ao anatin’ny fomba fiasan’ny Polisim-pirenena ny manao ny fisafoana mandeha tongotra amin’ny alina mba hitandroana ny
Read MoreNisehoana tranga na fakana ankeriny indroa mihantaona tao amin’ny Kaominina Vohilena sy tao amin’ny Kaominina Amboasary Avaratra, Distrikan’Anjozorobe ny faran’ny
Read MoreDépêche 27 octobre, 13h, Tovovavy roa 15 sy 18 taona andeha hanatitra sakafo ho an’ireo Ray aman-dReniny manao saribao no
Read MoreDépêche 21 ocotbre, 12h, Nisehoana halatr’omby tao amin’ny kaominina Mahazoma tao Ankarafantsika Maevatanana. Lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny ombin’ireo tantsaha tany
Read MoreTsy mbola nambara tamin’ny fomba ofisialy ny fihaonan’ny Pape François ny filohan’i France Emmanuel Macron saingy efa natsipin’ny olom-panjakana sy
Read MoreMitohy hatrany amin’izao fotoana izao ny hetsika ataon’ny brigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Alasora, miaraka amin’ny fiaraha-miasa amin’ny mponina, ny amin’ny fisafoana
Read Moredépêche 20 septembre, 11h, Tao Toamasina no niseho ity tranga ity, tovovavy andeha hivavaka ao amin’ny Sacré Coeur no saika
Read MoreManoloana ny tsy fandriampahalemana niseho nisesisesy tato ho ato, saika nanerana ny faritra Analamanga, nisy ny hetsika be midina nataon’ny
Read MoreDépêche 15 septembre, 11h, Zary lasa mampatahotra sy mampiahiahy ny mponina rehetra ny mandeh eny amin’iny faritra Anosibe tsena iny
Read More