Fandriam-pahalemana : Nasiana jiro isakin’ny andrinjiro tao Ankadikely Ilafy
Nisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy sy ny orinasa Jirama tamin’ny fametrahana jiro hanazava ny arabe tamin’ireo andrinjiro
Read More
Nisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy sy ny orinasa Jirama tamin’ny fametrahana jiro hanazava ny arabe tamin’ireo andrinjiro
Read MoreEfi-trano ho an’ny mpampianatra sy ny mpandraharaha ao amin’ny « Lycée Moderne Ankadikely Ilafy ». Notokanana ny alakamisy 2 desambra 2021 lasa
Read MoreMitohy hatrany ny fanarenana sy fanaraha-maso ireo làlana rarivato, izay hita fa misy fahasimbana, ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Izany
Read MoreTsy mikely soroka amin’ny asa fanadiovana ny tanàna ny Kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao fotroana izao. Nanatanteraka asa fanadiovana tatadrano, izay
Read MoreNametraka lamina vaovao ho fanatsarana ny fitantanana ny « taxi kaominaly » sy ireo « taxi ville » miasa ao aminy ny Kaominina Ankadikely-Ilafy.
Read MoreMitohy hatrany ny fanadiovana ataon’ny Kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao fotoana izao. Mitohy hatrany ihany koa ny fanentanana ny olona hahay
Read MoreTeny amin’ny EPP Andranovelona no toerana nosafidina entina manamarika ny « Andro manerantany ho an’ny fanasan-tanana miaraka amin’ny savony » sy ny
Read MoreTsy mitsahatra mikatsaka izay hampandroso ny tanana hatrany ny ao Ankadikely Ilafy. Anisan’ireo tena mazoto amin’ny fanadiovana tànana izy. Raha
Read MoreNy 15 desambra 2021 izao no mifarana ny fandoavan-ketra ao Kaominina Ankadikely Ilafy. Manentana ny rehetra noho izany izy ireo
Read MoreNohavaozina sy nohatsaraina ny EPP Antsahamarofoza ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy Avaradrano. Noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny 18 novambra 2021
Read More