Fifaninanana Tsidika, sokajy foto-drafitr’asa, kaominina Ankadikely Ilafy
Efi-trano ho an’ny mpampianatra sy ny mpandraharaha ao amin’ny « Lycée Moderne Ankadikely Ilafy ». Notokanana ny alakamisy 2 desambra 2021 lasa teo ity foto-drafitr’asa ity ho entina hampiroboroboana hatrany ny sehatry ny fanabeazana sy ny fampianarana ao amin’ny amin’ny kaominina. Vitsy ny manana ny toy ireto efitrano ireto izay hivondrondran’ireo ekipan’ny fanabeazana ao amin’ity lisea ity.
# Fifaninana_Tsidika
# CR_Ankadikely_Ilafy
# Anjeva_Manala_Azy_2021
# Foto_drafitr_asa
# BTC_Ambohimangakely
