Ankadikely Ilafy : Mitohy hatrany ny asa fanadiovana
Isan’ny tanjona iray ao Ankadikely Ilafy ny hanana tanàna madio sy mponina tia madio. Nodiovina indray ny lakan-drano ao amin’ny
Read More
Isan’ny tanjona iray ao Ankadikely Ilafy ny hanana tanàna madio sy mponina tia madio. Nodiovina indray ny lakan-drano ao amin’ny
Read MoreManome vahana ny tsy fandriam-pahalemana ny fahatapahan-jiro matetika eto AVaradrano. Isan’ny vahaolana amin’izany ny fametrahana jiro eny amin’ny lalana. Nahazo
Read MoreTsy mikely soroka ireo ekipa miandraikitra ny fanadiovana ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy amin’ny fanadiovana ny lakan-drano. Teny amin’ny lalam-pirenena
Read MoreTonga niarahaba sy nanolotra solombodiakoho ny Ben’ny tanàna ao Ankadikely Ilafy, ny lehiben’ny Distrika Avaradrano ary ieo olom-panjakana ny fikambanan’ny
Read MoreMitohy ny fanarenana sy ny fanaraha-maso ataon’ny kaominina Ankadikely Ilafy an’ireo lalana rarivato. Nasiam-paneranana ny lalana mampitohy an’i Nartah sy
Read MoreHifarana ny 30 desambra 2021 ny asa rehetra ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Miverina mandray ny asa sy misokatra ihany
Read MoreEfa tonga ao Ankadikely Ilafy ny « vakisny Pfizer » amin’izao fotoana izao ao amin’ny CSB II Ankadikely. Misoratra anarana mialoha ireo
Read MoreNisy ny fizarana kilalao sy ody ambavafo ho an’ireo ankizy sahirana ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Izany no tontosa noho
Read MoreNofoanana ilay fizaram-bary nokasaina ho atao androany, izay antsoina hoe « Vary Fety Mora ». Nokasaina hanampiana ny mponina amin’izao fety izao
Read MoreNotokanana ny 16 desambra teo ny CEG iray ao Andranovelona Ankadikely Ilafy. Ny fanabeazana tokoa no tena tsy ampy eto
Read More