Ankadikely Ilafy : Nahemotra amin’ny fotoana tsy fantatra ny fizarana fanampiana ho an’ny fety
Nofoanana ilay fizaram-bary nokasaina ho atao androany, izay antsoina hoe « Vary Fety Mora ». Nokasaina hanampiana ny mponina amin’izao fety izao
Read More