Ankadikely Ilafy : Zokiolona miisa 400 mahery no nahazo solombodiakoho
Tao anatin’ny fety fankalazana nny asaramanitra tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, zokiolona manodidina ny 400 isa no notolorana solombodiakoho. Ny
Read More
Tao anatin’ny fety fankalazana nny asaramanitra tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, zokiolona manodidina ny 400 isa no notolorana solombodiakoho. Ny
Read MoreAo anatin’ny akon’ny fety fankalazana ny fetim-pirenena, nafana ary niara-nifety tamim-pifaliana ihany koa ny vahoak’Ankadikely Ilafy. Nandritra ny telo andro,
Read MoreAo anatin’ny fetin’ny asaramanitra tanteraka isika amin’izao. Miezaka manao izay mety avokoa ny ankamaroan’ny Malagasy. Tahaka izany ihany koa ireo
Read MoreMandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena ao amin’ny kaominina Ankadikely Imlafy, dia hisy ny podium sy ny fety sy fanentanana isan-karazany
Read MoreMitohy hatrany ny fanampiana ara-pitaovana ireo ankizy mpanala ny fanadinana CEPE, ataon’ny avy ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, manerana ireo
Read MoreLavon’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ankadikely ny lehilahy iray tamin’ireo olon-dratsy nihanika tamboho sy niditra tao an-tananan’olona tao Mangariviotra,
Read MoreNotoloran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy fanomezana ireo mpianatra hanala ny fanadinana CEPE ao an-toerana ny faran’ny herinandro
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny hetsika didim-poitra faobe maimaim-poana, izay nokarakarain’ny tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Zazalahy kely miisa
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro teo ny fitsarana miaramila ho an’ireo zatovo lahy sy vavy, 19 taona ka hatramin’ny 31 taona,
Read MoreNy alakamisy 01 sy zoma 02 jona ho avy io no hanatanterahana ny fitsarana miaramila ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy.
Read More