Ambohimangakely : Nisitraka jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ireo mponina
Mitohy ny fanomezana ny jiro (EP solaire) ataon’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fiandohan’ny herinandro teo, fokontany telo indray no nizarana izany
Read More
Mitohy ny fanomezana ny jiro (EP solaire) ataon’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fiandohan’ny herinandro teo, fokontany telo indray no nizarana izany
Read MoreMisy ny lalana tena mbola ratsy ary manano sarotra ny mponina ny fampiasana azy ao amin’ny faritra Ikianja, kaominina Ambohimangakely.
Read MoreLehilahy iray no hita faty tao amin’ny kareira Ambohimahitsy Ambohimangakely, omaly tolakandro. Efa nikasa hanindrona antsy ny tenany ity farany
Read MoreMisy ny fampianarana maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny taranja Anglisy no hianarana ao anatin’izany. Mbola mitohy ny fandraisana ireo
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teny akaikin’ny toeram-piantsonana, antsoina hoe fasan’i Ravoalavo, Ambohimangakely, ny alarobia teo. mazda iray no tapaka hisatra ka nifandona
Read MoreTelo lahy no maty nihotsahan’ny tany teny Amoronakona, Bypass, ny talata teo. nanao asa famefena tamboho teny an-toerana izy ireto
Read MoreDiabe namakivaky ny tanàna sy hetsika fambolen-kazo no nentina nanamarihana ny andron’ny 8martsa, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny faran’ny herinandro
Read MoreJiolahy iray rain-dahiny ary efa nikoizana tamin’ny asa fandrobana sy fanendahana ary fanolanana i Mila oroka. Lavon’ny balan’ny zandary, avy
Read MoreMitohy hatrany ny fanadihadiana momba ilay tranga fanolanana tovovavy 17 taona, nitarika hatramin’ny fitondrana vohoka, nataon’ny raikeliny tao amin’ny kaominina
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena nokarakarain’ny kaominina Ambohimangakely, eo amin’ny taranja Volley-ball. Nivoaka mpandresy tao anatin’izany ny ekipan’ny
Read More