Ambohimangakely : Hisy ny fampianarana teny japoney maimaim-poana
Hisy ny fampianarana teny japoney maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney ao an-toerana, miara-miasa amin’ny kaominina no
Read More
Hisy ny fampianarana teny japoney maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney ao an-toerana, miara-miasa amin’ny kaominina no
Read MoreHisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny sabotsy 1 jona 2024. Fitiliana diabeta maimaim-poana sy didim-poitra faobe
Read MoreAvy nianatra ity ankizy vavy ity no maty voadonan’ny Camion teo am-piampitana arabe teny amin’ny holcim Ambohimangakely omaly hariva. Mpianatry
Read MoreNoho fisian’ny lozam-pifamoivoizana miseho matetika tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, dia nandray fepetra ireo tomponandraikitra avy ao amin’ny kaominina sy ny
Read MoreTambajotra ana mpangalatra moto no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny alalan’ny paik’adin’ny zandary
Read MoreLehilahy iray nisandoka ho manam-boninahitra (lieutenant) no noraisim-potsiny noho ny faniratsirany sy famingavingany ireo zandary amperin’asa, tamin’ny alatsinain’ny paska hariva
Read MoreNisy hetsika fambolen-kazo, notarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Zana-kazo manodidina ny 300 isa no
Read MoreNy herinandro teo no nozaraina jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny fokontany Betsizaraina. Tsy niandry ela ireo tomponandraikitra sy ny
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka fizarana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, ataon’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fokontany Betsizaraina, faritra Amberobe, indray no
Read MoreTonga tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny fiandohan’ny herinandro teo, ny avy amin’ny fikambanana ERA, mtf.mg, MHTM. Nanolotra fitaovana informatika isan-karazany, toy
Read More