Ambohimangakely : Lehilahy nisandoka ho « lieutenant » noraisim-potsiny
Lehilahy iray nisandoka ho manam-boninahitra (lieutenant) no noraisim-potsiny noho ny faniratsirany sy famingavingany ireo zandary amperin’asa, tamin’ny alatsinain’ny paska hariva
Read More