Jeneraly Rasolosoa Dolin
Nodimandry ny alin’ny zoma hifoha asabotsy lasa teo ny Jeneraly Rasolosoa Dolin .Izy izay efa filohan’ny CST teo aloha, ary manamboninahitra efa nisehatra teo amin’ny lafiny politika maro