Dépêches

Morombe: Nisehoana vaky fasana tao Amboaboaky

18 Janoary, 12h00. Fasana roa indray no nisy namaky tao amin’ny toeram-pandevenan’Amboaboaky Morombe. Nalain’ireo mpandroba izay nilainy ary navelany nidanadana teo ny varavaram-pasana. Nirongatra ny vaky fasana tao anaty fotoana maromaro ary efa maro ireo voasambotra saingy tsy mbola fantatra mazava ny antony ilana ireny taolam-paty ireny. Fantatra kosa fa misy ny mpandray ny entana. 

Laisser un commentaire