Ambohimangakely: Nohentanina ireo mpivarotra ho fandaminana ny fifamoivoizana
Nirotsaka an-tsehatra nandamina ireo mpivarotra teny Mahazo ireo tomponandraikitra sy ny polisy kaominaly avy ao Ambohimangakely. Nandamina sy nanentana ho
Read More
Nirotsaka an-tsehatra nandamina ireo mpivarotra teny Mahazo ireo tomponandraikitra sy ny polisy kaominaly avy ao Ambohimangakely. Nandamina sy nanentana ho
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny faran’ny herinandro teo ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana natolotry ny kaominina Ambohimangakely. Fiaraha-niasa teo amin’ny kaominina sy ny
Read MoreManomboka ny asa sy ny fitsidihana ifotony ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tamin’ity herinandro ity, natomboka ny asa fanadiovana sy fanavaozana
Read MoreMaro ireo fampianarana maimaim-poana ho hita ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ato ho ato. Misokatra ho an’ny rehetra ary tsy mifidy
Read MoreMisy ny fampianarana teny vahiny maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fampianarana ny teny japoney,
Read MoreTaorian’ny fanatanterahana ireo dingana maro ho fampisitrahana ny jiro mora, ho an’ireo mponina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, dia niroso tamin’ny
Read MoreTonga tao amin’ny EPP Ikianja, kaominina Ambohimangakely, ny herinandro teo, ireo vahiny, mpanao asa soa, niaraka tamin’ireo solo-tena avy amin’ny
Read Morehisy ny hetsika didim-poitra faobe, maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Efa azon’ireo olona liana amin’izany hetsika izany atao, ny misoratra
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana atolotry ny kaominina Ambohimangakely. Hisy ny tolotra maimaim-poana ho an’ireo vehivavy mitondra vohoka, ao
Read MoreMitohy hatrany ny fanomezana fampianarana maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Hisy ny fampianarana teny vahiny (Espagnol) ao an-toerana, hanomboka ny
Read More