Ambohimangakely : Mbola ao anatin’ny fitsaboana tanteraka i Omega
Mbola ao anatin’ny fitsaboana tanteraka eny amin’ny hopitaly HJRA i Omega amin’izao fotoana izao. Raha ny voalazan’ireo manodidina azy, mbola
Read More
Mbola ao anatin’ny fitsaboana tanteraka eny amin’ny hopitaly HJRA i Omega amin’izao fotoana izao. Raha ny voalazan’ireo manodidina azy, mbola
Read MoreNanatontosa ny sakafom-pifaliana 2022, ny tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, izay notarihin’ireo avy amin’ny fiadidiana ny tanàna, tamin’ny alarobia lasa teo.
Read MoreNankalazaina niaraka tamin’ny faha 5 taona ny fiangonana Adventista Ankosirano ny fitokanana ny Bloc sanitaire vaovao ho an’ireo mpiangona ao
Read MoreNandritra ireo orambe nisesy tato ho ato, dia niakatra ny rano ary tafiditra any an-trano ho an’ireo mponina izay mipetraka
Read MoreNy zoma faran’ny herinandro teo no nanatanterahina ny sosialin’ny mpiasa tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nitarika izany hetsika ny ben’ny tanàna
Read MoreNahazo ny anjarany tamin’ny fizarana fanomezana tamin’ny fankalazana ny noely ireo mpampianatra sy mpandraharahan’ny sekoly, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nozaraina
Read MoreNisy ny fizarana jiro cobra miisa 13 ho an’ny fokontany Betafo, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny alarobia lasa teo. Fiaraha-miasa
Read MoreNisy ny fanolorana grady ho an’ireo polisy kaominaly vao noraisina tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny alatsinainy lasa teo. Nanolotra izany
Read MoreNanomboka tamin’ny asabotsy 17 desambra teo no nisokatra ary azon’ny mponina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely sy manodidina ny zaridana Ambodivoara.
Read MoreNanolotra fitaovana toy ny solosaina sy dabilio ho an’ny EPP Ambohimangakely, ny avy ao amin’nyRotary Antananarivo ny faran’ny herinandro lasa
Read More