Alasora : Nahitana fatin’olona tao Ambodivoara
Fatin’olona iray no hitan’ny mponina teny amin’ny manodidina ny fokontany Ambodivoara, kaominina Alasora, omaly maraina. Taoriana ny fizahana ny razana
Read More
Fatin’olona iray no hitan’ny mponina teny amin’ny manodidina ny fokontany Ambodivoara, kaominina Alasora, omaly maraina. Taoriana ny fizahana ny razana
Read MoreNanomboka tamin’ny asabotsy 17 desambra teo no nisokatra ary azon’ny mponina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely sy manodidina ny zaridana Ambodivoara.
Read MoreManaiky ny fankalazana ireo fety isan-karazany amin’izao fotoana izao ary samy miomana amin’ny fikarakarana izany avokoa ny isaky ny kaominina.
Read MoreNahitam-pahasimbana sahady ny lalana rarivato ao Ambodivoara miakatra ao Andranovao any Ambohimangakely. Mila fikolokoloina avy amintsika mpampiasa lalana ny lalana.
Read MoreEfa tsy ho ela dia higadona ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona, hita taratra aty Avaradrano mihitsy izany amin’ny
Read MoreFokontany iray ao anatin’ny distrikan’Avaradrano, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely i Ambodivoara. Raha hihazo ny lalam-pirenena faharoa, izay mampitohy an’Antananarivo sy
Read More