Ambohimanambola : Tsara ny vokatra ho an’ny lalao voalohany nandritra ny « Tournoi Open coupe omby”
Tsara ny valin’ny lalao nandritra ny fiodinana voalohany tamin’ny Tournoi Open Coupe Omby izay natao tao amin’ny kianja Andohalo, fokontany
Read More
Tsara ny valin’ny lalao nandritra ny fiodinana voalohany tamin’ny Tournoi Open Coupe Omby izay natao tao amin’ny kianja Andohalo, fokontany
Read MoreNy herinandro lasa teo no nanohy ny hetsika fametrahana ireo « éclairages publics » mandeha amin’ny herin’ny masoandro sy amin’ny alalan’ny herinaratra
Read MoreNy mpilalao avy amin’ny ekipa lehilahy avy ao Ambatobe sy ny Est Mahazoarivo, sokajy vehivavy no tompon-daka ary nahazo ny amboara
Read MoreHisy ny lalao baolina kitra goavana « coupe omby » izay atao amin’ny kianja Andohalo Ambohibato ny alahady ho avy izao. Lalao
Read MoreHisy ny sehon-tsehatra goavana hiarahan’ny amin’ny mpanakanto fanta-daza izay hiseho ny alahady 02 oktobra ho avy izao ao amin’ny kianjan’ny
Read MoreHisy ny fampianarana sy fampiofanana ny teny, sakafo, kolontsaina japoney ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny
Read MoreTaorian’ny fanomezana fiofanana na fampianarana momba ny informatika tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ankehitriny, namoaka ireo mpianatra zaitra, vehivavy, andiany voaohany
Read MoreSaika niditra nanomboka omaly 05 Septambra avoka ny sekoly rehetra ho an’ny fanombohana ity taom-pianarana vaovao 2022-2023 ity. Nitondra fankaherezana
Read MoreMitaraina mafy nohon’ny afitsokin’ny fiara fitanteram-bahoaka ny mponina ao Ambohimanambola. Marihina fa efa an-taonany maro izy ireo no nitaraina saingy
Read MoreHo saziana izay tratra manimba ny kianja filalaovana basket eny Ambohimanambola manomboka izao hoy ireo tompon’andraikitra. Marihina moa fa efa
Read More