Ambohimanambola : Hiatrika ny lalao manaraka ireo ekipa tafiakatra amin’ny alahady izao
Ny alahady ho avy izao no hanatanterahana ny lalao ampahavalon-dalana, eo amin’ny taranja baolina kitra, izay atao ao Ambohimanambola, kianja
Read More
Ny alahady ho avy izao no hanatanterahana ny lalao ampahavalon-dalana, eo amin’ny taranja baolina kitra, izay atao ao Ambohimanambola, kianja
Read MoreTamin’ny alarobia lasa teo no nanatanterahana ny lanonana famaranana ny fiofanana izay nokarakarain’ny kaominina Ambohimanambola sy ireo mpilatsaka an-tsitra-po japoney.
Read MoreTamin’ny Alakamisy 24 novambra lasa teo no nanatontosana ny fivoriam-be ara-potoan’ny fikambanana IPAM (Agence d’urbanisme) izay misehatra indrindra amin’ny fanajariana
Read MoreNizara fatana (fatapera tanimanga) ho an’ireo mponina ao amin’ny fokontany Ampahimanga sy ireo mpino amin’ny fiangonana iray ao anatin’ny kaominina
Read MoreToerana miavaka, ary nampalaza an’Ambohimanambola, ny Batou Beach. Anisan’ny mampiavaka azy ilay izy voahodidina zava-maitso, ary manintona tokoa ho an’ireo
Read MoreHo fampianarana sy fampiarana ny paik’ady Seikatsu Kaizen, izay tetik’asa « Fanatsarana fiainana » iarahan’ny kaominina Ambohimanambola miasa amin’ny mpilatsaka an-tsitra-po vy
Read MoreSehatra miroborobo ary mahaliana ny tanora amin’izao fotoana izao ny sehatry ny zava-kanto sy ny mozika. Anisan’ny ahitana sehatra maro,
Read MoreHiroso amin’ny fifantenana ireo ekipa handrafitra ny ekipa kaominaly, ho an’ny taona 2023, amin’ny taranja baolina ny kitra, sokajy lehilahy,
Read MoreMiditra amin’ny andiany faharoa amin’ny fanatanterahana ny hetsika « opération kopia faobe », izay hetsika hanomezana kopia maimaim-poana ho an’ireo tsy mbola manana
Read MoreHisy ny lalao baolina kitra » tournoi Mafbe », izay atao ao amin’ny kianja Andohalo Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, ny alahady 12
Read More