Ambohimanambola : Nifarana tamin’ny alarobia ny fiofanana niarahana tamin’ireo mpilatatsaka an-tsitra-po japoney
Tamin’ny alarobia lasa teo no nanatanterahana ny lanonana famaranana ny fiofanana izay nokarakarain’ny kaominina Ambohimanambola sy ireo mpilatsaka an-tsitra-po japoney.
Read More