Ambohimanambola: Nisy ny fety niarahana tamin’ireo mpanakanto ara-pilazantsara
Nisy ny fampisehoana niarahana tamin’ireo mpanakanto ara-pilazantsara, nentina nanamarihana ny fetin’ny krismasy tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Read More