Alasora : Mpamaky trano nitolo-batana fa tsy afa-nandositra intsony
Mpamaky trano nitondra antsy lava lela no nifannejehan’ny fokonolona tao Ankadinitavimena Alasora ny 29 aprily tokony ho tamin’ny 11 ora
Read More
Mpamaky trano nitondra antsy lava lela no nifannejehan’ny fokonolona tao Ankadinitavimena Alasora ny 29 aprily tokony ho tamin’ny 11 ora
Read MoreNozarain’ny kaominina Alasora bidon sy kapa ireo mpitondra posy ao Alasora. Ny fikambanana Andry sy Fototra ho an’ny Fampandrosoana (AFF)
Read MoreIsan’ny fototra iray maha simba vetivety ny fotodrafitr’asa sy ny fanana iombonana eto amintsika ny tsy fahampian’ny fanatsarana. Efa ratsy
Read MoreNiato ny fanamboaran-dalana ao amin’ny Rond-Point Alasora. Nolavahana anefa ny lalana, ary tsy nisy ny famboarana. Tsy nisy fampahafantarana voarain’ny kaominina
Read MoreTontosa ny Sabotsy 09 aprily teo ny fivoriana mikasika ny fitaterana ao Alasora izay notarihan’ny Kaominina. Betsaka ireo fiovana sy
Read MoreMiantso ny olona manan-kolazaina mikasika ny fitaterana ny avy ao amin’ny Kaominina Alasora. Vao herinandro lasa no nisy ny fifanangonan-tsonia
Read MoreIsan’ny sehatra iray miroborobo tokoa ny fandraharahana eto Avaradrano. Ny taovolo aman’endrika no isan’ny be mpanao sy miroborobo tokoa ao Alasora.
Read MoreZokiolona telo be taona indrindra isaky ny Fokontany ao amin’ny kaominina Alasora no nisitraka kidoro avy amin’ny Fikambanana Baobab Madagasikara.
Read MoreMitohy hatrany ny fanamboaran-dalana eto Analamanga amin’izao. Madalo eo Ankadimbahoaka sy By-Pass, izay ao anatin’ny kaominina Alasora, izao ny fanamboarana. « Maneho
Read MoreHisy ny hetsika ho fanangonan-tsonia ho fangatahana kaopetiva hafa eny amin’ny ATT. Sady fitokonana no hetsika ho fanaraina ny kaominina
Read More