Alasora : Misy efatra miandahy ireo solontena handray anjara amin’ny « Festival du film en poche »
Amin’ny alahady 20 Novambra 2022 no hanatanterahana ny « festival du film en poche », any Carry Le Rouet, France. Misy efatra
Read More
Amin’ny alahady 20 Novambra 2022 no hanatanterahana ny « festival du film en poche », any Carry Le Rouet, France. Misy efatra
Read MoreAdinodinon’ny mponina ny fisian’ny valan’aretina covid-19 amin’izao fotoana izao. Raha ny fahitana ny tatitra navoakan’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, misy hatrany ireo
Read MorePolisy kaominaly vaovao miisa 07 mianadahy no notolorana fanamiana vaovao, tamin’ny alarobia lasa teo, tao amin’ny kaominina Alasora. Araka ny
Read MoreTaorian’ny fandalovan’ny oram-be sy ny rivo-mahery izay niseho tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, ravan’ny rivo-mahery tanteraka ny tafon’ny sekolim-panjakana ambaratonga
Read MoreNy sabotsy lasa teo no nanatontosana ny lalao ara-panatanjahantena eo amin’ny taranja baskety, izay nandraisan’ireo avy ao amin’ny polisy nasionaly
Read MoreAnisan’ny mampalaza an’ny tanànan’Alasora ny maha vohitra masina azy sy ireo tantara fahampanjaka. Amin’izao fotoana izao anefa, anisan’ny kaominina mivoatra
Read MoreHisy ireo tanora avy ao amin’ny kaominina Alasora hiverina handray anjara amin’ny « Festival du film en poche » izay tanterahina any
Read MoreAlasora dia anisan’ireo vohitra malaza, manana ny tantarany teto imerina. Araka ny voalaza, tao Alasora no voalohany nisian’ny fanjakana voalohany.
Read MoreMpianatra, monina ao amin’ny kaominina Alasora I RABARIJAONA Anthonio, 19 taona. Tovolahy nahazo ny mari-pahaizana “Mention très bien” tamin’ny fanadinana
Read MoreHikatona ny biraon’ny kaominina ao Alasora, ny zoma 28 oktobra izao. Araka ny voalaza, hisy ny fisindana izay hataon’ny mpiasan’ny
Read More