Alasora : Nihaona tamin’ny ben’ny tanàna ao Carry-le-Rouet ny ben’ny tanàn’Alasora
Nisy ny fifampiresahana mivantana teo amin’ny ben’ny tanàna roa tonta, dia ny ben’ny ao Carry-le-Rouet, any Frantsa sy ny ben’ny
Read More
Nisy ny fifampiresahana mivantana teo amin’ny ben’ny tanàna roa tonta, dia ny ben’ny ao Carry-le-Rouet, any Frantsa sy ny ben’ny
Read MoreNandritra ny dian’ny ben’ny tanàna any Lafrantsa amin’izao fotoana izao, dia nitsidika sy ny nitafa tamin’ireo avy ao amin’ny Association
Read MoreEfa andalam-panamboarana ny kianja filalaovam-baolina ao amin’ny fokontany Est-Mahazoarivo, kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Araka ny voalaza, ny ampahany amin’ny
Read MoreTamin’ny alahady 20 Novambra teo no nanatanterahana ny hetsika « Festival du film en poche » izany natao tany Carry-le –Rouet any
Read MoreNifanentana niara-nanatanetraka fanadiovana faobe teny amin’ny fokontany Est Mahazoarivo, tamin’ny faran’ny herinandro lasa iny, ny avy amin’ny kaominina Alasora sy
Read MoreOmaly alakamisy no nirotsaka an-tsehatra, nanatanteraka ny asa fanamboarana ny lalana ao anatin’ny kaominina ireo mpiasa avy ao amin’ny kaominina.
Read MoreNy alarobia lasa teo no nanatontosana ny lanonana fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny fikambanana Kolotanana ao amin’ny kaominina Alasora. Hiasa
Read MoreAnisan’ny toerana hifamezivezen’olona maro ny eny amin’ny tetezan’Ankadindratombo. Teo aloha, maro ireo mpivarotra amin’ny sisin-dalana, amoron’arabe ary ambony tetezana, izay
Read MoreAnisan’ny manampy ireo mponina, indrindra fa ny tanora ao amin’ny kaominina Alasora sy ny manodidina ny fisian’ny fikambanana “association M’a
Read MoreAo anatin’ny fanamboarana tanteraka ny EPP Alasora ireo tomponandraikitra amin’izao fotoana izao. Mandroso araka ny niheverana azy ny asa fanamboarana,
Read More