Alasora : Nosantarina tamin’ny lalao niarahana tamin’ny mpitandro filaminana ny fampiasana ny kianja filalaovana ny taranja basket
Ny sabotsy lasa teo no nanatontosana ny lalao ara-panatanjahantena eo amin’ny taranja baskety, izay nandraisan’ireo avy ao amin’ny polisy nasionaly
Read More