Kolontsaina : Tsara henoin’ny tanora ankehitriny ireo hira nosoratan’i Henri Ratsimbazafy
Mpanakanto Malagasy, mpihira sy mpamoron-kira ary mpanofana mpihira i Henri Ratsimbazafy. Teraka ny 29 mars 1933 tao Ankadifotsy, Antananarivo, ary
Read More
Mpanakanto Malagasy, mpihira sy mpamoron-kira ary mpanofana mpihira i Henri Ratsimbazafy. Teraka ny 29 mars 1933 tao Ankadifotsy, Antananarivo, ary
Read MoreDihy nentim-paharazana ao Mayotte ny « Mbiwi ». Ireo vehivavy no manao azy, zava-kanto voafehin’izy ireo tsara izany ary nampitaina isanan-taranaka. Misy
Read MoreFokontany iray mandrafitra ny kaominina Anjeva i Imerikiasinina. Ao anelanelan’ny kaominina Ambohimalaza sy Anjeva no misy azy. Toerana somary avo
Read MoreDihy nentim-paharazana ao Mayotte ny « Mbiwi ». Ireo vehivavy no manao azy, zava-kanto voafehin’izy ireo tsara izany ary nampitaina isanan-taranaka. Misy
Read MoreTeto Ambatorangotina no nampanjakana an’Andrianampoinimerina. Araka ny tantara, nanafatra Andriambelomasina fa Andrianjafy zanany lahimatoa no handimby azy amin’ny fanjakana, ary Andrianampoinimerina
Read MoreManoloana ny tranga izay niseho taorian’ny hetsika izay nataon’ny antokom-pinoana sy mpitondra fivavahana teny amin’ireo doany tao amin’ny kaominina Ambohimanga
Read MoreTontosa ny alatsinainy teo ny fanaovana sonia fifanarahana fiaraha-miasa teo amin’ny departemantan’i La Réunion sy Afrique du Sud ary Mozambique
Read MoreAlasora dia anisan’ireo vohitra malaza, manana ny tantarany teto imerina. Araka ny voalaza, tao Alasora no voalohany nisian’ny fanjakana voalohany.
Read MoreIray amin’ireo kaominina mandrafitra ny distrikan’Avaradrano ny kaominina Anosy Avatra. Anisan’ireo kaominina manana ny mampiavaka azy, indrindra eo amin’ny ara-tantara
Read MoreTao Finlande no nampiasana ny « combinaison de plongée » voalohany tany amin’ny taonjato faha-18 nantsoina hoe « Old Gentleman ». Vita tamin’ny hoditra
Read More