Mayotte : Tafiditra ao amin’ny lisitra nasionalin’ny vakoka ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana ny « Mbiwi »
Dihy nentim-paharazana ao Mayotte ny « Mbiwi ». Ireo vehivavy no manao azy, zava-kanto voafehin’izy ireo tsara izany ary nampitaina isanan-taranaka. Misy
Read More