Alasora: Nahazo kaomandin’ny brigady vaovao ny zandarimaria
Nahazo kaomandin’ny brigady vaovao ny brigadin’ny zandarimaria ao Alasora. Ny adjudant chef Randriamihanta Miandrisoa Abel indray no voatendry eo amin’izany
Read More
Nahazo kaomandin’ny brigady vaovao ny brigadin’ny zandarimaria ao Alasora. Ny adjudant chef Randriamihanta Miandrisoa Abel indray no voatendry eo amin’izany
Read MoreNiteraka savorovoro ho an’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambatonjara, Alasora indray ny fahavakisan’ny fantsona mitondra ny rano tao an-toerana, ny
Read MoreLehilahy iray efa rain-dahiny amin’ny asa fisolokiana no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Efa an-taonany
Read MoreMitohy ny asa fanatsarana ny lalana kaominaly ao Alasora. Vita tamin’ity herinandro ity ny asa fanitaran-dalana ho an’ny teny amin’ny
Read MoreOlona miisa folo, no voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP Alasora, ny alatsinainy teo. Araka ny voalaza, dia nangalatra ireo
Read MoreNidina nanao fisafoana teny amin’ireo elakelan-trano, tao Alasora ny polisy avy ao an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Olona maro tsy
Read MoreManoloana ny olan’ny rano hiainan’ny mponina ao amin’ny kaominina Alasora, efa amam-bolana maro izao, dia tonga tao an-toerana ny avy
Read MoreNifarana ny alahady teo ny fifaninana baolina kitra, niadiana ny amboran’ny ben’ny tanàna (tournoi du maire) ho an’ny taona 2023,
Read MoreMaro ireo mitaraina mahakasika ireo toeram-piantsonan’ny fiara ao Alasora. Mangataka ny hametrahana fandaminana na aro fanina eo amin’ny fiantsonana izy
Read MoreTohin’ny olan’ny tsy fisian’ny rano tao amin’ny kaominina Alasora omaly, dia nidina an-dalambe ireo mponina nanao fitokonana ny hariva. Nisy
Read More