France : Lehilahy iray nanao herisetra ara nofo tamin’ny zanany 15 andro monja
Tsy eto Madagasikara ihany no ahitana trangana herisetra ara-nofo mampivaraontsana. Lehilahy 32 taona iray no nahavita nanolana ny zanany naterany
Read More
Tsy eto Madagasikara ihany no ahitana trangana herisetra ara-nofo mampivaraontsana. Lehilahy 32 taona iray no nahavita nanolana ny zanany naterany
Read MoreMitohy hatrany ny asa fampandrosoana ao amin’ny kaominina Anjeva. Tao anatin’ny famaranana ny fitsidihana nataon’ireo mpiara-miombonan’antoka Amitiés Madagascar Bretagne AMB tao amin’ny
Read MoreHetsika tontosaina isan-taona handraisana firenena 30 aty Afrika anjara ny Cpla (camp des programmes de leadership Africain). Tontosaina isakin’ny volana
Read MoreMankalaza ny faha 40 taonany ny « opération smile » amin’ity taona ity. Ho fankalazany izany dia hanolotra tsikitsiky ho an’ireo manana
Read MoreMiditra amin’ny andiany faharoa amin’ny fanatanterahana ny hetsika « opération kopia faobe », izay hetsika hanomezana kopia maimaim-poana ho an’ireo tsy mbola manana
Read MoreHisy ny lalao baolina kitra » tournoi Mafbe », izay atao ao amin’ny kianja Andohalo Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, ny alahady 12
Read MoreMaro ny antony mety mahatonga ny tarehy ho feno tasy. Tsy ny vehivavy ihany no mety hisy azy ireny fa
Read MoreVoafidy governoran’ny fanjakan’i Massachusetts nandritra ny Midterms 2022 tao Etats-Unis i Maura Healey. 51 taona ny tenany ary governora voalohany
Read MoreFotoana fiakaran’ny vokatra amin’izao fotoana izao, ho an’ny kaominina Talata Volonondry. Anisan’ny maneho firaisan-kina amin’ny fanatanterahana ny asa fambolena, ny
Read MoreNialohan’ny famaranana ny fivoriamben’ny evekan’i Frantsa tao Lourdes dia nisy valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety notontosaina. Nandritra izany dia namaky
Read More