Antalaha: Manatanteraka fihetsiketsehana ny mpampianatra
Manatanteraka fihetsiketsehana ny mpampianatra avy ao amin’ny Lycée Horace François Antalaha; nanomboka ny 25 oktobra teo. Tohiny resaka izay mifandraika
Read More
Manatanteraka fihetsiketsehana ny mpampianatra avy ao amin’ny Lycée Horace François Antalaha; nanomboka ny 25 oktobra teo. Tohiny resaka izay mifandraika
Read MoreNiteraka savorovoro tao amin’ny kaominina Saovinandriana omaly maraina ny olan’ny mpampiditra hira. Tsy maintsy maka fahazoan-dalana amin’ny kaominina sy mandoa
Read MoreNisehoana hain-trano tao amin’ny fokontany Angavao Alasora, kaominina Alasora, ny alaroboia teo. Trano iray no may kila forehitra nandritra izany
Read MoreMaro ireo lalana ratsy sy mila fanamboarana eny amin’ireo fokontany ao amin’ny kaominina Alasora. Vonona hiara-hientana amin’ny fanamboarana izany ireo
Read MoreToerana fitsangatsanana mahafinaritra sy fanaovana rodorodon ny Andriamamovoka. Ety ambanivohitr’Asabotsy Anjiro, distrikan’i Moramanga, no ahitana azy. Amoron,’ny lalam-pirenana RN2, 77
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena, tournoi du maire 2023, eo amin’ny taranja baolina basket, ao amin’ny kaominina Alasora. Ao amin’ny
Read MoreEfa andro maromaro izao no nahitana fahatapahana ny rano tao amin’ny fokontany maromaro ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ankoatra izay
Read MoreMaro ny loza nitranga mahakasika ny taksi-bisikileta tato ho ato. Taksi-bisikileta iray voafaokan’ny fiarabe ny mpitandro filaminana omaly maraina teny
Read MoreJiolahy iray mpamerin-keloka antsoina hoe Lebeba no lavon’ny zandary tao Soavinarivo, fokotany Ambalavao kaominina Ibity. Malaza amin’ny famonoana olona; fanakorotanana
Read MoreTaorian’ireo dingana maro sy famphafantarana ny mahasika ny titre faobe ao amin’ny kaominina Anjeva gara, dia miroso amin’ny fanaovana ny
Read More