Ambohimanambola: Nohatsaraina ireo boky fandraiketana ny soram-piankohanana
Nisy ny fanatsarana ireo boky fandraiketana ny sora-piankohonana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Natao izany mba ho fanafainganana ny asa eo
Read More
Nisy ny fanatsarana ireo boky fandraiketana ny sora-piankohonana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Natao izany mba ho fanafainganana ny asa eo
Read MoreMisy ny fanamboarana ny tetezana ao amin’ny fokontany Andranotsimihozo, kaominina Talata Volonondry. Ezaka nataon’ny kaominina, niarahana tamin’ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka,
Read MoreMitohy hatrany ny fisafoana ataon’ny polisim-pirenena, avy ao amin’ny kaominina Alasora, indrindra fa amin’ny alina. Tanjona ny mba hisian’ny fandriam-pahalemana
Read MoreTsy misy ny fandraisan’andraikitry ny ben’ny Tanana ny kaominina Ampitatafika manoloana ireo fahasimban-dalana ao amin’ny fokontany Loharanom-bato raha araky ny
Read MoreRaha ny tantara dia misy fanehonakevitra roa mahakasika an’i Rafohy sy Rangita. Ao ny milaza fa renin’i Rafohy i Rangita;
Read MoreJiolahy iray vao nivoaka ny fonja, vao iray volana, no tratran’ny fokonolona namaky trano teny amin’ny faritra Falimanjaka, fokontany Betafo,
Read MoreAndro maromaro no tsy nandeha ny rano teny amin’ny fokontany maro, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Niteraka fimenomenomana teo amin’ireo mponina
Read MoreTafapetraka ny faran’ny taona 2023 teo ireo jiro manazava ny tanàna ao amin’ny fokontany Ankadiaivo, kaominina Alasora. Anisan’ny asa fametrahana
Read MoreKolontsaina voarakitra an-tantara ny fisian’ny fady amin’ny faritra iray izay tokony ho fantatra sy hajaina hatramin’izao. Ninoan’ny Malagasy mantsy fa
Read MoreDimy lahy no voasambotry ny mpitandro filaminana, ny faran’ny taona treo rehefa nikasa hamoaka entana tao amin’ny orinasa iray, toeram-piasan’izy
Read More