Ankadikely Ilafy : Jiolahy miisa roa lavon’ny zandary nandritra ny fanafihana
Nitrangana asa ratsy, fanafihan-jiolahy mitam-piadiana tao amin’ny faritra Ambohimena, fokontany Manazary, kaominina Ankadikely Ilafy, ny alin’ny 02 janoary teo. jiolahy
Read More