Géorgie : Nona Gaprindashvili, vehivavy voalohany « Grand maître international »
Mpilalao « jeu d’échecs » tao amin’ny URSS sy Géorgie i Nona Terentievna Gaprindashvili. Teraka ny 3 may 1941 tao Zougdidi, Géorgie izy.
Read More
Mpilalao « jeu d’échecs » tao amin’ny URSS sy Géorgie i Nona Terentievna Gaprindashvili. Teraka ny 3 may 1941 tao Zougdidi, Géorgie izy.
Read MoreTetik’asan’ny Ecovision Village, ho fampandrosoana ny eny ifotony amin’ny sehatry ny tontolo iainana, ny « Kalanoro ». Any amin’iny faritra atsinanan’ny Nosy
Read MoreNotontosaina tao amin’ny biraon’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny talata lasa teo ny atrik’asa fankatoavana (Atelier de Validation) mahakasika ny fanatanterahana amin’ny
Read MoreNandritra ny fivoriana nahakasika ny fandraisana fanapahan-kevitra ny amin’izay tokony ho tompon’ireo Iles Eparses ireo ny taona 2019 dia tsy
Read MoreManagataka ny fitoviana eo amin’ny asam-pampandrosoana misy ao anatin’ny kaominina Alasora ireo mponina avy amin’ny fokontany sasany toa ny fokontany
Read MoreNy « Crocodile marin » antsoina ihany koa hoe « Crocodile de mer » na « Crocodile à double crête » dia karazana voay afaka monina
Read MoreSakafo mampiavaka an’i Mali ny Saosy voanjo izay niparitaka ary hoaninana ary Afrique andrefana. Mafé kosa no tena iantsoan’ireo mponina
Read MoreElhadji Salifou Ouedraogo, lehilahy teratany Burkinabé. Nahavita namboly ala Baobab tamina velaran-tany mirefy 14 Ha izany nentiny niadiana tamin’ny haintany.
Read MoreManomboka miparitaka manerana ny tanàna ao Ambohimalaza amin’izao fotoana izao ny fako. Efa tsy misy intsony ny fandraisana andraikitra manoloana
Read MoreTratran’ny polisin’ny boribori-tany faharoa etsy Ambohijatovo ny lehilahy iray mpamaky trano tao Mahazoarivo. Trano namboariny ihany no voalaza fa novakiany
Read More