Fikambanana Oxfam : Manao asa fanarenana ny tanànan’ny Morondava taorian’ny rivo-doza
Namela takaitra betsaka ho an’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Andrefan’ny Nosy iny ny rivo-doza Cheneso sy Freddy izay nandalo teto
Read More
Namela takaitra betsaka ho an’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Andrefan’ny Nosy iny ny rivo-doza Cheneso sy Freddy izay nandalo teto
Read MoreRaha ny tatitra navoakan’ny Reporter Sans Frontières nandritra ny andro maneran-tany ho an’ny mpanao gazety ny 3 may teo dia
Read MoreNahazo fampiofanana ireo polisin’ny fahadiovana sy ireo mpisehatra ao anatin’ny raoka fako, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola ny fiandohan’ny herinandro teo.
Read MoreHaverina ireo dingana ara-panjakana rehetra amin’ny fanaovana tolo-bidy amin’ny tsenan’asam-panjakana mikasika ny fanamborana ny Oniversirte Antsirabe Vakinankaratra sy Taolagnaro Anosy.
Read MoreFikambanana miady amin’ny fanilikilihana (lutte contre l’exclusion) ny Positive Planet. Amin’ny alalan’ny « entrepreneuriat positif » amin’ireo mponina tena marefo no hiasny.
Read MoreMisy ny hetsika fanaovana vaksinin’omby ao amin’ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Nanomboka omaly ny fanindromana ny dozy voalohany. Tao
Read MoreAo La Réunion irery ihany no misy ny vorona ny Tuit-tuit antsoina ihany koa hoe « Échenilleur de La Réunion » ary omena
Read MoreTaorian’ny « Prix Passe-portes » azon’i Soumette Ahmed tamin’ny taona 2015 dia nahazo ny « grand Prix » nandritra ny andiany voalohany ny « Festival
Read MoreMitohy hatrany ny fanentanana amin’ny fanajana ny fahadiovana ataon’ny avy ao amin’ny service Raoka fako ao amin’ny fokontany Gara, Ambohimanambola.
Read MoreMandritra izao fotoam-pivoriana voalohany an’ny Antenimieram-pirenena izao dia tsy maintsy hodinihina mandritra izany ny fehezan-dalàna mahakasika ny harena an-kibon’ny tany.
Read More