Etats-Unis : Hopitaly iray indray no nisehoana fifampitifirana
Lehilahy iray no nanokatra fifampitifirana tao amin’ny hopitaly iray tao Atlanta, ao atsimon’i Etats-Unis ny 3 may teo. Teo amin’ny
Read More
Lehilahy iray no nanokatra fifampitifirana tao amin’ny hopitaly iray tao Atlanta, ao atsimon’i Etats-Unis ny 3 may teo. Teo amin’ny
Read MoreNisy ny fanambarana vaovao avy amin’ny Ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo fa tsy maintsy avadika ho « compteurs prépayés » (aloa ny
Read MoreNisy ny fanentanana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, niaraka tamin’ireo polisy avy ao an-toerana ary ny tomponandraikitry ny
Read MoreMbola tsy lefy ny covid-19, mbola mamono olona manodidina ny 5 000 sy 10 000 isa isan-kerinandro eran’izao tontolo izao izy
Read MoreManana vina ny hampandray anjara ny vehivavy anatin’ny fampandrosoana ny fikambanana Barefoot College. Ao anatin’izany ary dia mampiofana ireo vehivavy
Read MoreEfa-bolana alohan’ny hanatanterahana ny Jeux des Iles de l’Ocean Indien izay hatao eto Madagasikara dia handrasana eto an-tanindrazana ireo mpiakambana
Read MoreFikambanana iray misehatra amin’ny fahazoan’ny rehetra rano fisotro madio, ny fidiovana ary ny fanadiovana ny WaterAid. Ao anatin’izany, misy ny
Read MoreToerana misarika olo-malaza sy olona manan-katao maro i Maldives. Manoloana izany dia hanagana zotram-piaramanidina lafo vidy (compagnie de luxe) ho
Read MoreMandroso dia mandroso ny asa fiadiana amin’ny andiam-balala amin’izao fotoana izao. Avy any amin’ny faritra Atsimo iny no nanombohana izany
Read More